Omena anao - For you - Pour toi
helys © , all rights reserved 2001, 2013 - helys © , tous droits réservés 2001, 2013 ~ Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation.
Album BW In the city wall - A la mairie NB
Album Color In the city wall - A la mairie Couleurs
Ny fahazazako
Sy ny nofy tao
Samy nangalako
Natokako ho anao
'Zay rehetra lasa
Sy 'zay mbola kinasa
Foiko manontolo omena anao
Ny hatanorako
Voninkazo soa
Tsy mba noraràko
Notoazako avokoa
Dia nataoko amboara
Mirindra sady tsara
Foiko manontolo omena anao
Ity tononkalo
'Zay hiraiko ity
Tsy ilan-takalo
Fa vokatra fitia
Hatramin'ny aiko
'Zao ihany no lazaiko
Foiko manontolo omena anao
BESSA
NO RETURN, IT'S MY PLEASURE
My childhood, my youth, my dreams, the past and the future, I give them to you of any heart...
No return for this song. I offer you even my life, by Love. Words of "BESSA'song: Foiko manontolo omena anao" - Translation RAMANATANTARA - Olga HELISOA, Paris 2013
Misaotra mitsidika sy mametraka hafatra ho an'ireo nahazo fahasoavana ~ Thanks for visiting and commenting ~
R&L Wedding - Fisoratam-panambadiana - Mariage ~ Blog propriété Helys ~