Canalblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
RLwedding-fisoratam-panambadiana-mariage
24 juin 2013

Miaraka - Together - Ensemble

DSC06907_NB_helys

helys © , all rights reserved 2001, 2013 - helys © , tous droits réservés 2001, 2013 ~  Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation.

 

Album BW In the city wall - A la mairie NB

Album Color In the city wall - A la mairie Couleurs

Album Couleurs Got married - Mariés

Album BW Got married - Mariés

 

RAILOLA Hiaraka aminao (Jérôme RANDRIA)

 

HIARAKA AMINAO


Hiaraka aminao hatrany no hasambarako;

n’inon’inona hidona tsy ahoana avokoa.

Anilanao na aiza na aiza,

n’inon’inona hanjo,

feno toky tsy mba kivy fo.


Fiv
Hiaraka aminao

no faniriako

hatrany an-danitra any faniriako tsy ho lo

hiaraka aminao mandrakizay.



Fa eto ana-tany dia voafetra ny taonan-tsika izao

80 eo ho eo dia mateza hoy ianao;

na izany na tsy izany;

ny lalan-tsika tsy ho hatreo

fa mbola hitohy any an-koatra any.



Rehefa maty eto isika hiaraka ho doria,

hitsinjo ireo zana-tsika miaradia ety.

Ho fantatr’izy ireny koa ny hasambaran’ny fitia,

miara-dia mifankatia doria.
Ny Railovy

Misaotra mitsidika sy mametraka hafatra ho an'ireo nahazo fahasoavana ~ Thanks for visiting and commenting ~

R&L Wedding - Fisoratam-panambadiana - Mariage ~ Blog propriété Helys ~

Publicité
Publicité
Commentaires
RLwedding-fisoratam-panambadiana-mariage
  • R&L,2013,06,22 Vitry sur Seine - F 94 400 ~Blog collecting wedding pictures ~ Blog recueil photos mariage ~ Vohikala mitahiry sary fisoratam-panambadiana R&L~ R&L mivady: "Hitahy sy hiaro anareo anie Jehovah ! "Nombres 6.24 - Blog propriété ©Helys, 2013
  • Accueil du blog
  • Créer un blog avec CanalBlog
Publicité
Archives
RLwedding-fisoratam-panambadiana-mariage
Derniers commentaires
Visiteurs
Depuis la création 7 353
Publicité