Canalblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
RLwedding-fisoratam-panambadiana-mariage
7 juillet 2013

Mimoza: Fitiavako - The Scent of Love - Mimosa: Parfum de l'Amour

DSC07605_NB_helys

helys © , all rights reserved 2001, 2013 - helys © , tous droits réservés 2001, 2013 ~  Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation.

MIMOZA
Tiako hafindra aminao
(Ny fitiavako mimoza) Bis
Kanefa raha tsy tianao
Dia avereno ho ahy
Ny fitiavako mimoza

Misy toerana mafana
Tsy mba mamanala
Ao anatiko ao
Toerana kelikely, afaka hitahiry
Ny fitiavanao mimoza
Manimanitra daholo, izay lalovanao
Misy fofom-boninkazo
Voninkazo mimoza

Andao fa ho entiko ianao
Faly aho raha hitanao
Ilay saha mimoza
Ilay toerana falehako
Efa nanamboarako
Trano kely mimoza

Ny andro efa hariva
Tsy mba fantantsika
Ato anaty tranokelinao
Ny afo manazava
Dia manome hafanana
Hafanana mimoza

(Ny haizina mangina
Efa manery antsika
Handao ity tranokely
Tranokely mimoza) Bis
 
***
Raha sendra tsy eo izaho
Raha sendra lasa izaho
Izao no zavatra hataonao ahy
Mandehana any an-tsaha
Ary mambole voninkazo..Mimoza.
MAHALEO

mimoza - Bodo & dama (mahaleo)

Album BW In the city wall - A la mairie NB

Album Color In the city wall - A la mairie Couleurs

Album Couleurs Got married - Mariés

Album BW Got married - Mariés

Misy Tahirin-tsary maro hafa (miloko, fotsy sy mainty, sépia) koa - Azafady, jereo etsy ambony ankavanana.

Voir autres Albums de photos couleurs, NB-BW, sépia dans le tableau en haut-droite - Merci

 

Misaotra mitsidika sy mametraka hafatra ho an'ireo nahazo fahasoavana ~ Thanks for visiting and commenting ~

                                  R&L Wedding - Fisoratam-panambadiana - Mariage ~ Blog propriété Helys ~

Publicité
Publicité
Commentaires
RLwedding-fisoratam-panambadiana-mariage
  • R&L,2013,06,22 Vitry sur Seine - F 94 400 ~Blog collecting wedding pictures ~ Blog recueil photos mariage ~ Vohikala mitahiry sary fisoratam-panambadiana R&L~ R&L mivady: "Hitahy sy hiaro anareo anie Jehovah ! "Nombres 6.24 - Blog propriété ©Helys, 2013
  • Accueil du blog
  • Créer un blog avec CanalBlog
Publicité
Archives
RLwedding-fisoratam-panambadiana-mariage
Derniers commentaires
Visiteurs
Depuis la création 7 353
Publicité